tany amidy manamorona ny RN1 (PK18), akaiky arrêt bus, mirefy 2500 m².
mombamomba azy: 2500 m², vue panoramique (amoron-drano), efa misy voasary maniry eo @ ilay tany, misy pelouses, accessible, prêt à bâtir, afaka ananganana trano, espace, électricité à proximité, eau à proximité, vidiny 27000 ar/m², taratasy ara-dalàna (certificat juridique)
izay liana afaka miantso ny 033 11 918 17 na 034 15 18065
intermédiaire s'abstenir