Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Sokajy > Antso sy filazana > Samihafa

FETIN'NY TARANAKA

Nampidirin'i : andrinaivopaul2016
Tamin'ny : 13/07/2017 14:17:14
Miseho hatramin'ny : 28/07/2017 14:07:16
bnjr,
Ilazana isika zanaka ampielezana rehetra fa ny fetin'ny taranaka Andranovelona dia ny 29-30 Jolay 2017 ho avy izao,dia manantena ny fahatongavantsika fa misy valopy isan-taranaka sy sakafom-pifaliana. Tongava Maro!

Hamaly

Mandefasa hafatra ho an'ilay nampiditra filazana eto

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Ilaina fenoina