Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Antso sy filazana > Samihafa

TSY HAHATAHOTRA

Submitted by: Ratsimarofy
On date: 20/06/2015 03:38:17
Expire on: 05/07/2015 03:37:00
Matahotra mafy ny taranja anglisy ve ianao @ fanadinana Bacc? Antsoy ny 032 88 064 07 hamahana ny olanao.
COURS PARTICULIER hijerena @ antsipiriany ny lohahevitra (thèmes) rehetra hanadinana @ Bacc. Fandalinana voambolana (vocabulaire) isaky ny lohahevitra (étude de vocabulaire par thème) miampy "exercice d'application", arahana sujet type avy hatrany sy correction.
Alalinina koa ny "grammaire" sy ny "language function" ary indrindra indrindra ny "writing"
Hampianarina anao @ antsipiriany ireo rehetra ireo ary afaka manara-po ianao @ fanontaniana.
TSY HAHATAHOTRA NY TARANJA ANGLISY INTSONY IANAO @ FANADINANA BACC
Cont. 032 88 064 07

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required