Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Antso sy filazana > Samihafa

VAROBOBA VAROBOBA (Vide Grenier - Vide Dressing)

Submitted by: ventsotiana
On date: 18/04/2016 07:47:12
Expire on: 01/05/2016 07:45:02
Ny LYCEE PRIVE CHARLEMAGNE dia miantso antsika rehetra liana amina "vide grenier - vide dressing" ho tonga eny an-toerana ny asabotsy 30 avril 2016 sy ny alahady 01 may 2016 manomboka amin'ny 9 ora maraina. Na hivarotra na hividy dia tongava fa vonona handray anareo izahay.
Aza misalasala ary fa any no mety ahitana ny mahasoa.

Link: https://www.facebook.com/events/1565468617117077/

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required