Loading...

IRAY VOLANA KOLTORALY UMASSAC

Ny Fikambanana Malagasy UMASSAC (UNION DES MALGACHES ET LEURS AMIS : SOUTIEN , SPORT, ACTIVITES CULTURELES )ao Près Saint Gervais - Frantsa dia manomana iray volana hampisehoana ny kanto sy soatoavina malagasy.
Natao ho an 'ny Gasy rehetra tsy ankanavaka io hetsika io ka iantsoana ny rehetra izay "Nihinanana ny voa mahatsiahy fa tsy nihinana ny voa nanadino"
Manomboka ny 03 Febroary ka mandritry ny volana mars ny hetsika ka andraisana ny tolon-kevitra rehetra avy aminao sy ny fikambanana tarihinao
Misaotra indrindra ary manantena ny fiaraha mientana

Ny mpandrindra


Albert RAHARIJAONA

0698853208

umassac
25/01/2012 18:37
Répondre à l'annonce