Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Fety sy Lanonana > Samihafa

SERVICE TRAITEUR

Submitted by: arson
On date: 26/02/2015 09:25:03
Expire on: 13/03/2015 09:19:47
Service traiteur: manao sakafo araka izay ilain'ny mpanjifa, prix à partir : 8 000 ar ary azo ifanaraha tsara araka izay ilaina.

Manao ny asa momba ny décoration ihany koa, ka arakaraka ny zavatra izay ilain'ny mpanjifa no ifanarahana.
antsoy ny laharana : 033 62 663 32.

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required