Loading...

Takarivan-danonana Teraky Rakoto

Takarivan-danonana - sakafo, dihy sy korana -
no karakarain'ny fikambanam-pianakaviana TERAKY RAKOTO ho antsika
ao amin'ny Restaurant "LE JARDIN DU PRINTEMPS" - VALENTON (94)
amin'ny asabotsy 20 martsa 2010 manomboka amin'ny 8 ora alina.

Izany dia entina hampandrosoana ny tanànan'Ankadindravololona.
Hanafana ny lanonana i NARY RAILOVY sy ny DJ RA-GASY.

Jereo ny peta-drindrina; tsidiho ny tranonkala http://ankadindravololona.webs.com

raozigasy
26/02/2010 22:10
Répondre à l'annonce