Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Fiarakodia > Samihafa

Transport MAIKA fiarakodia avy aty France halefa sambo

Submitted by: Tombomanana
On date: 20/02/2018 23:16:26
Expire on: 07/03/2018 23:09:17
Salama,
Misy camion halefako mankany Madagasikara ka MALALAKA BE ao anatiny afaka hampidirana fiara 2 na 3 mihitsy. Miainga @ faran'ny volana febroary izao ! Hilazao aho raha mety aminao.
aty France aho ( région Ile-de-France ) ity ny numéro portable-ko satria maika ihany : ( 33 ) 06 42 67 52 05

MISAOTRA.

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required