Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Mampanofa > Trano > Efitra

TRANO AZO HIASANA

Submitted by: nilex
On date: 18/11/2015 06:13:25
Expire on: 03/12/2015 06:02:08
Salon d'esthétique eo Ananinandro akaikin'ny firaisana fahatelo dia mitady olona hanao "sous-locataire" aminy ka afaka manao salon de coiffure na zavatra hafa araka izay hifanarahana.Tsara ny toerana ary misy parking tsara.Mila olona matotra sy mivavaka tsara.Ny hofantrano dia 800 000 fmg /mois + caution.Azo atao ny mitsidika ny toerana.
Tél :034 10 583 24
Misaotra tompoko

Link: rana_ivoson@yahoo.fr

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required