Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Mampanofa > Trano > Trano mitokana

mampanofa trano

Submitted by: villasaha
On date: 02/07/2017 17:35:40
Expire on: 17/07/2017 17:35:30
mampandre anareo rehetra fa misy trano mitokana (maison équipée) ahofa ao ambororovy mahajanga, mahatazana ranomasina, 300 metatra miala ny petit plage, aradalana ny fitaovana rehetra ao andakozy , fandrina 4 miaraka ny lay, afaka ampina fandrina , frigo, ventilateurs telo, fahita lavitra sy ny sisa,raha te hanao farany taona any mahajanga nareo ka mitady trano ahofa , dia aza misalasala, ataovy aloha ny famandriana ny toerana sady misy fihenambidy: ny
volana novembra dia 70 000ariary ny alina, miditra 12 ora atondro dia mivoka 11ora ny ampintso,ny decembre dia:
80 000ariary efa misy mpanadio rehefa mivoka sy alohan'ny hiditra efa tafiditra amin'ny hofantrano, ny jiro sy rano ary ny gaz koa.
antsoy ny 0665314757 na email: ericmoutou@gmail.com

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required