Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Sokajy > Mivarotra > Trano > Trano tranainy

Trano 2 amidy

Nampidirin'i : iotimah
Tamin'ny : 04/09/2017 15:04:54
Miseho hatramin'ny : 19/09/2017 15:04:40
Ankandrina Soamanandrariny: Trano 2 azo ipetrahana avy hatrany,misy rihana, efitra 4+2, mifefy, misy jiro, rano vovo, tsy tongan'ny fiara fa akaiky arabe, miorina @ tany mirefy 208m², titré, borné, misoratra amiko irery. Vidiny: 50 000 000Ariary

Hamaly

Mandefasa hafatra ho an'ilay nampiditra filazana eto

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Ilaina fenoina