Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Mivarotra > Trano > Trano vaovao

Trano amidy titré sy borné

Submitted by: ranaivoarisoabenjamingerard
On date: 03/10/2015 10:52:28
Expire on: 18/10/2015 10:22:24
Toerana bemasoandro ambalakisoa
- Trano efitra 3
- Salon 1
- Lakozia 1
- Douche sy WC 1 anatiny
- Mifefy manodidina
Jereo zafady ny sary
Trano mirefy 11 metatra ny lavany ary 9 metatra ny sakany ,ny tany manontolo dia mirefy 2 Ara 47 Santiara.
Ny vidiny dia mitentina 40 000 000 Ariary na 200 000 000 FMG
Raha liana hianao dia antsoy ny telefonina laharana 0337490675 na 0338073371

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required