Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Kojakoja samihafa > Mozika > Samihafa

Hrd Courses

Submitted by: mahsariaka
On date: 23/05/2015 08:27:03
Expire on: 07/06/2015 08:21:46

Inona no instruments tianao indrindra??

Izahay dia mandray anareo liana ny hianatra ary manana tanjona amin'ny mozika
Ireto avy no afaka hianarana:


-Guitare
-Guitare Basse
-Synthétiseur
-Batterie
-Valiha (nouveau)
-Chant (Vocal)
Tsara marihina fa miara-miasa amin'ny mpitendry sy mpihira professionnel izahay amin'ny fampiarana rehetra
"Saram-pianarana mirary"

Fanazavana fanampiny: +261330613850

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required