Eto ianao : Fandraisana> Bizna> Sokajy> Fety sy Lanonana> Rindran-kira

Ao Frantsa

Hampiditra filazana eto

4. Rindran-kira ara-pilazantsara FPMA Nice
"Mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra " (Marka 16,15b) Izany teny izany no entinay hiarahabana antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo no sady hanasanay antsika rehetra hanatrika ny rindran-kira ara-pilazantsara izay karakain'ny FPMA Nice miaraka amin'ny Voahirana ( Antsa an'i Kristy) Tohiny>>