Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Fety sy Lanonana > Rindran-kira > Ao Frantsa

Akon'ny fiderana Nice

Submitted by: marcocofa
On date: 29/09/2015 19:37:46
Expire on: 14/10/2015 19:37:21
Ny chorale protestante malagasy eto Nice dia faly manasa antsika rehetra @rindrankira izay ho tanterahin izy ireo @fankalazan izy ireo ny faha 20taonany
Izany dia ho tanterahana ny 05/12/2015 @17h ao @salle joie et clarté don bosco Nice
Prix d'entrée : 10€
Enfant-12ans gratuit
Hisy ny fivarotana tsakitsaky @vidiny mirary
Tongava maro ento ny tapaka sy namana fa iaraka idera sy ankalaza ny tompo isika

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required