Loading...

Rindran-kira ara-pilazantsara FPMA Nice

"Mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra " (Marka 16,15b)

Izany teny izany no entinay hiarahabana antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo no sady hanasanay antsika rehetra hanatrika ny rindran-kira ara-pilazantsara izay karakain'ny FPMA Nice miaraka amin'ny Voahirana ( Antsa an'i Kristy) amin'ny faha 26 Mey amin'ny dimy ora hariva ao amin'ny "Salle Joie et Clarté Don Bosco 41, place Don Bosco 06000 NICE.

« Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo. » (1 Korintiana 15:58)


raozigasy
28/05/2012 17:47
Répondre à l'annonce