Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Fety sy Lanonana > Rindran-kira > ao Madagasikara

Ndrina Zopanage otronin'ireo Namana

Submitted by: ikalamako
On date: 12/05/2017 09:17:53
Expire on: 27/05/2017 09:17:37
Hetsika hanolorana ny rakikira vaovao an'i Ndrina Zopanage ao amin'ny "Cabaret O Rakoto" - Kianjan'ny Kanto ao Mahamasina ny 3 jiona 2017 amin'ny valo ora alina. Hotronin'ireo namana izy amin'izany : ny tarika Zopanage, ny tarika Tsiakoraka, Ifanihy sy vahiny hafa.
Vidimpidirana : 15.000 Ar

Link: https://www.facebook.com/NdrinaZopanage/

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required