Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Samihafa > Samihafa

FAHASALAMANA 100% NATORALY

Submitted by: manatsoa2014
On date: 23/08/2014 13:29:32
Expire on: 07/09/2014 13:14:41
"Raha tsy aradalàna ny sakafo dia tsy misy ilàna azy ny fanafody, fa raha aradalàna ny sakafo dia tsy mila fanafody akory"
Akora 100% naturelle, manatsara ny fahasalamanao, novokarina tamin'ny fomba manaraka ny fenitre iraisampirenena, ary manana cértificat eken'ny firenena maro manerantany, ahitana ny thé izay manadio ny rà, mandamina ny fiakarana na fidinan'ny tosi-drà, miaro @ fahatsetsenan'ny lalandrà, manala ny suramamy sy menaka ratsy (mauvais cholésterol) , misoroka @ fahatavezana sy diabeta, goty, cancer, sns... mbola misy koa ny produit natokana ho an'ny fahasalaman'ny lehilahy mokana, ao koa ho an'ny vehivavy, ao koa ireo produit mampitombo ny hery fiarovana sy mitondra énérgie ho an'ny zaza sy lehibe toy ny calcium, cordycafé, spirilluna, sns...
Ireo produit rehetra ireo dia tsy fanafody, fa complément alimentaire avokoa , tsy misy produit chimique, tsy misy effet sécondaire
Raha mahaliana anao dia manorata : rahjack@yahoo.fr
na miantsoa: 0331124737, 0342157938

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required