Loading...

Guest House - Espace - Loisirs et sports

Grandes Vacances izao atsy ho atsy, mandray vahiny izahay, misy chambre tout confort, afaka mandray fety isan-karazany toy ny vodiondry, soratra, mariazy ihany koa, dia misy toerana isankarazany fanaovana fanatanjahan-tena koa toy ny tennis, ping pong, foot, piscine, pétanque sns sns, afaka mandray "excursion" ihany koa sady tsy lafo mihitsy ny sarany kely! www.chezfani.com

www.chezfani.com...
ANARIM
14/05/2012 10:34
Répondre à l'annonce