Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Samihafa > Samihafa

Mitady Angano Poésie momba ny Trondro anakiroa

Submitted by: rasolonjatovo.mamy.seth
On date: 15/02/2015 18:04:41
Expire on: 02/03/2015 17:51:13
Mitady Poésie miresaka trondro anankiroa noforonina tany amin'ny taona 1950 na 1960 na taloha akory aza. Ny voalohany ihany no tsaroako fa mba tiako ho azo iray manontolo. Ny Mpanoratra koa tsy tadidiko. Misy andalana toa izao :
"Nisy hono trondro anankiroa
Ny iray dia ngeza tokoa
Ary ny anakiray mbola kely
Bitika ohatra ny angely.
Dia ireny izy ireny nifanaraka
tao anaty kamoro malalaka.
Dia hoy ilay trondro vaventy
tamin'ilay trondro kambity
tandremo ry Koto malama
tsy hanina izany fa atambo
ny fandrika alatsaky ny olona
mamono fa tsy mba mamelona....."

Tapitra atreho ny tadidiko ka ombay mitady io tonokalo io manontolo ho an'izay mahalala na mahatadidy.
Misaotra mialoha

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required