Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Samihafa > Samihafa

Vaky fasana

Submitted by: Rafanomezantsoaa
On date: 18/05/2016 17:03:35
Expire on: 02/06/2016 17:03:31
Alarobia bemaha.Faritra vakinankaratra faritany Antananarivo,No niseho ity tranga hafa kely ity ,ny matetika fahita rehefa misy fasana vaky dia very ny taolana fa taty amty toerana ity kosa napiana fatin'olona no namakiana anilay fasana ,faty tsy fatatra mihitsy aloa atreto ny niaviany vola 100ariary no hany ita tao anaty paosiny.Mialatsiny indrindra fa tsy afaka mampiseh sary zahay noho ny fahatarana ny fahitanay ny tranga teny antoeran

Link: Hafa kely

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required