Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Mividy > Tany > Akaiky làlana

TANY AMIDY MAIKA

Submitted by: elysa
On date: 19/08/2009 09:03:24
Expire on: 03/09/2009 09:01:27
Tany amidy 36Ares Ambohimarina Ivato titré Borné accessible voiture commune Ambatotampy Tsimahafotsy Prix 25000Ar ny m2 Raha mahaliana anao dia antsoy ny Tel 0341632922 Merci
Tany amidy eto @ ville misy taratasy aradalana amorondalana toerana Ankorahotra mirefy 200m2 prix 1millionFmg m2 ra maha liana anao dia antsoy ny Tel 0331417903 merci
Tany kininina misy kininina efa azo ampiasaina anaovana charbon na kitay na boirond
amidy miaraka vidiny 130Million Fmg izy rehetra miady varotra toerana Ampanasapamaky commune Ambohitseheno ra mahalina anao dia antsoy Tel 0341632922

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required