Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Fety sy Lanonana > Fampisehoana Teatra > ao Madagasikara

BOKY ROMBOM-PANAHY

Submitted by: ragasyh
On date: 17/03/2015 18:58:15
Expire on: 01/04/2015 18:58:12
Eh! Sahoby festival Rombom-mpanahy hivoaka ny andiany voalohany ao amin'ny CMDELAC Analakeky ny 08 Aprily 2015 hoavy izao ka manasa anao mba ho tonga hanotrona. Ny tapany maraina hanomboka amin'ny sivy dia fampiratiana fafana fotsiny, ny folak' andro hanomboka amin'ny telo ora sy sasany kosa Antsa lehibe irahana amin' ireo mpikambana rehetra koa manatena ny fahatongavanao sy ny fanandratanao ny teny Malagasy izahay. Ampitapitao e!

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required