Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Asa > Tolotr'asa > Asa mila tanana

MITADY OLONA HIARA-HIASA NA MPAMATSY VOLA

Submitted by: TOKY NY AINA
On date: 24/03/2017 05:40:13
Expire on: 08/04/2017 05:39:46
Izaho dia tanora miasa amin'ny sehatra ara-barotra . Mitady fiaraha-miasa na mpamatsy vola hamatsy tetik'asa mpandrindrana eo amin'ny sehatry ny fambolena sy fiompiana ary ny famohana ny vokatra. Ny tanjon'ny asa dia ny fanamorana ny fahazoan'ireo tantsaha ny fitaovana enti-mamokatra (ny zezika ; ny fanafody ; ny angady sns;) ary indrindra ny ho fametrahana ny vidin'ny vokatra ho mari-toerana. Koa maniry ny fiaraha-miasa aminao mamaky izao filazana izao ny tenako .

Link: TETIK'ASA MILA FANAMPIANA ; ASA EFA MANDEHA FA NATAO IZAO HO FANITARANA

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required