Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Asa > Tolotr'asa > Asa mila tanana

Mitady asa

Submitted by: Rivomanana6263
On date: 20/02/2018 17:33:42
Expire on: 07/03/2018 17:26:50
Miarahaba antsika rehetra e!
Mitady asa chauffeur aho na izay misy.Permis BCD.
Lehilahy 28ans,manam-bady,manan-janaka 01(1ans)
Mipetraka eto Andoharanofotsy.Ny tena mety service patron fa izany no efa nataoko,nefa vonona@asa hafa ihany koa.
Raha sendra mba misy mitady re tompoko ato dia ity ny numk
0341325921-0331406263,dia misaotra betsaka e!

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required