Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Asa > Samihafa

Watch Casting

Submitted by: K-SSIM
On date: 09/04/2015 11:44:39
Expire on: 24/04/2015 11:43:48
Nofinofinao hatramin'izay ve ny hilalao anaty horonan-tsary anankiray ?
Izahay dia mitady : Vehivavy : 18 ka hatramin'ny 40 taona / Lehilahy 18 ka hatramin'ny 40 taona. Marihina mialoha fa olona manana fotoana malalaka no ilaina.
Raha mahalina anao dia alefaso ao @ adiresy mailaka : casting@orangeoffice.mg ny mombamomba anao sy sary lava iray (1). Na atero mivantana ao @ Immeuble Ny Havana 67Ha, 3e Etage. Na antsoy ny laharana 020 22 674 11 - 034 17 405 60 - 032 72 028 11. Fe-potoana farany fandraisana : Alatsinainy 30 Aprily 2015

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required