Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Mampanofa > Trano > Hotely

Hotely Mora Be ao Maorisy, Grand Baie

Submitted by: Zafintaolo
On date: 07/01/2017 11:31:54
Expire on: 22/01/2017 11:30:11
Ho an'izay hivahiny any Maorisy, misy trano ahofa amin'ny vidiny mirary, Sunshine Villa, ao Grand Baie, 25 euros par jour anatiny ny petit déjeuner, afaka mahandro ihany koa fa misy lakozia tout complet.
Raha te-hahalala misimisy, jereo ny pejinay amin'ny Facebook: https://www.facebook.com/MauritiusSunshineVilla/
Antsoy ny +23057023295 ou +23057744423

Misy fiara afaka maka eny @ aéroport sy manatitra eny koa rehefa mody ianao.
Misy wi-fi gratuit, parking gratuit, piscine, climatisation avec tele, coffre fitehirizana zavatra sarobidy.
Ilana tsiny mialoha fa feno daholo ny chambres amin'izao fa amin'ny février vao misy malalaka.

Link: https://www.facebook.com/MauritiusSunshineVilla/

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required