Loading...

Mitady trano hofaina ao Mahajanga

Mitady trano hofaina ao Mahajanga Ville. Efitra 2-3, misy jiro sy rano, douche sy wc anatiny. Misy tokotany azo idiran'ny fiara (1). Hofany : latsaky ny Ar 300 000. Tsara sy madio. Ilaina alohan'ny 05 septembre 2014. Misaotra mialoha.

Contact : 0320536598-

andboun
21/08/2014 09:00
Répondre à l'annonce