mitady asa
Lehilahy 59 taona, mbola matanjaka tsara mitady asa izay misy na raikitra na karama isan'andro, manana bacc, traikefa administration générale, caissier, magasinier, comptable, secretariat 15 taona nanaovana izany, mariako fa afaka miasa andro alina koa
Hamaly
Mandefasa hafatra ho an'ilay nampiditra filazana eto