Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Mivarotra > Fiarakodia > Efa niasa

BMW 525 tds Amidy na Atakalo

Submitted by: Batry
On date: 21/08/2016 03:03:37
Expire on: 05/09/2016 02:49:42
Amidy na atakalo

BMW 525 tds Mbola tena tsara: Motera vao vita, jantes allu, anatiny Cuir..matanjaka, mirifatra ary mafy tsara. Mitsitsy Gas oil. Sady FIARA tsy ampiasaina firy.....
Mety ho an'ny mpankafy FIARA matanjaka sy tia hafangainampandeha.

Alefa mora na atakalo FIARA kelikely, azo hifanarahana tsara.....tsy mifidy rehefa fiara mandeha tsara.

Tonga dia miantso avy hatrany.

Link: Livalandry@gmail.com

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required