Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Mivarotra > Kojakoja samihafa > Samihafa

Jiro Solaire mahazaka Efitra 3

Submitted by: rananbaobab
On date: 02/09/2015 08:27:03
Expire on: 17/09/2015 08:26:06
‪#‎DELESTAGE‬ ‪#‎AMBANIVOHITRA‬ ‪#‎VACANCE‬ ‪#‎VOYAGE‬
ANTSIRABE Vatofotsy no ahitana azy
Kit Lampe Solaire mahazaka Efitra 3
- 1 Panneau 40x20cm 8w 5.5v + fil 5m
- 1 Lampe GM chargeable misy lumiere 3 ton 1w 2w 3w (maharitra 36h ny autonomie @1w ra izy irery no arehitra)
- Ilay lampe GM dia azo atao ampoule ao antrano, lampe de poche, power bank hichargena telephone na tablette
- 2 lampe PM 3w + fil 5m x 2
- 3 tete de chargeur telephone.
- 4 ventouse ametahana ny panneau @ fitaratra
- Ny pack dia azo hoentina mandeha ambanivohitra, vacance, toerana tsy misy jiro…
Prix: 130000ar ferme
Contact : MP na 0341411001

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required