Seho voalohany iarahan'i Lalao Rabeson sy Raozigasy Lalao Rabeson hikalo amintsika ny "Matokia" Raozigasy hiantsa ny "TIA" mariho sahady ao amin'ny diaritsika ny asabotsy faha 30 novambra ho avy izao eeee