Loading...

Cabaret Batata (Iraimbilanja) & Co, ary i Rolly.

Hifamotoanantsika manaraka : rock-party miaraka amin'i Batata (raimbl) sy ny ekipany ary hilamindamina amin'ny pop folk-n'i Rolly. Aorian'izay dia hirotsaka an-tsehatra hampandihy i Steejay Deejay.
Am-pitiavana hatrany no andraisanay anareo ao amin'ny #LeMarseillais fa tongava maro miaraka amin' ny namana sy havana.

ikalamako
17/02/2020 17:13
Répondre à l'annonce