Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Fety sy Lanonana > Rindran-kira > ao Madagasikara

Fetin'ny Mpifankatia miaraka amin'ny tarika Jeneraly

Submitted by: ikalamako
On date: 10/02/2020 19:51:02
Expire on: 15/02/2020 19:50:46
- Zoma 14 febroary amin'ny 6 ora hariva eny amin'ny Le Marseillais - Lounge-Bar eny Ambatobe, lot II N 18 FA Antananarivo 101.
- Na tokan-tena aza dia tongava fa mety any no hahitana sanjila ;)
- Tsy misy vidim-pidirana fa tsy maintsy manjifa zava-pisotro kosa. Fandrio dieny izao ny toerana fa voafetra. Tsy misy ahiana ny fiara fa tsara ambina.
- Fanazavan-dàlana : eny Ambatobe ambany, eo amin' ilay sary vongana no mivily miankavanana dia afaka 200m avy eo ilay toerana.

Link: https://www.facebook.com/TanaDagou/

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required