Eto ianao : Fandraisana > Bizna > Categories > Samihafa > Samihafa

VAROBOBA VAROBOBA (Vide Grenier - Vide Dressing)

Submitted by: ventsotiana
On date: 18/04/2016 07:43:59
Expire on: 01/05/2016 07:38:22
Ny LYCEE PRIVE CHARLEMAGNE dia manasa antsika rehetra liana amina "Vide grenier - vide dressing" ny Asabotsy 30 Avril 2016 sy ny alahady 01 may 2016 manomboka amin'ny 9 ora maraina. Na hivarotra na hividy dia vonona ny handray anareo izahay....
Koa tongava maro ary fa mety any ho ahitana ny mahasoa.

Link: https://www.facebook.com/events/1565468617117077/

Reply

Send a message to the announcer here

Apetraho ny email na telephone mba hahafahana mamaly anao







[*] Required