Eto ianao : Fandraisana > Fanoroana > Ahoana ny fampidiran...

Ahoana ny fampidirana filazana?

Rehefa hampiditra filazàna dia tsindrio etsy amin'ny fanoroam-pejy ilay hoe Mampidira filazana. Hisokatra rehefa avy eo ny takelaka misy ny sokajy rehetra. Fidio izay sokajy tokony hisy ny filazana hapetrakao. Ezaho mba ho amin'izay zana-tsokajy farany mifanaraka amin'ny filazana no hametrahana azy.

 

Rehefa tafiditra ao amin'ny fampidirana filazana dia soraty ny lohateny, mifidiana karazana, fidio koa ny daty farany hisehoan'ilay filazana. Dia soraty ilay filazana. Ery ambany dia misy fampidirana sary (Jereo eto Ahoana ny fampidirana sary). Rehefa tafiditra ny sary dia tsindrio ilay hoe Tehirizo.