Eto ianao : Fandraisana > Momba ny takelaka

Momba ny takelaka

Ny takelaka bizna.serasera.org dia takelaka karakarain'ny serasera.org mba hametrahana ireo antso sy filazana avy amin'ny mpikambana.

Ny  mpikambana serasera.org ihany no afaka mampiditra filazana sy antso, fa ny rehetra kosa dia afaka mamaly. Raha mbola tsy  mpikambana ao amin'ny serasera.org dia afaka misoratra anarana ao amin'ny login.serasera.org