Fifaliana lehibe ho ahy ny mampilaza anareo rehetra izay liana amin'ny asa soratra Malagasy fa ny tenako RATOLOJANAHARY Njara Tiana na "Rnt" dia namoaka Boky mitondra ny lohateny hoe "VENTSO MIAMPITA" mariana fa tononkalo no nosoratako ao koa raha maha liana anao izany dia antsoy ny 0340152769 , indrindra fa ianareo mpivarotra boky , ny vidiny moa 4000Ar . Ny toerana misy ahy aty Mahajanga fa afaka mifandray ihany anefa isika . Koa misaotra mialoha tompoko . Mandratra ny soatoavina tena Malagasy !