Mitady mpamily monina eto Paris sy manodidina. Asa CDI, temps partiel, 9,53e/h, miteny frantsay tsara, mahay teny angikisy kely, miteny gasy ihany koa. Mahalala fomba, mahay mandray client, permis B manana traikefa 2 taona.
Alefaso ny CV amin'ny mailaka: recrutementdriver@yahoo.fr